LEADER 03476 am 2200457 n 450 001 9910214943003321 005 20170307 010 $a2-7099-2319-X 024 7 $a10.4000/books.irdeditions.10279 035 $a(CKB)3710000001633260 035 $a(FrMaCLE)OB-irdeditions-10279 035 $a(oapen)https://directory.doabooks.org/handle/20.500.12854/60740 035 $a(PPN)267950330 035 $a(EXLCZ)993710000001633260 100 $a20170608j|||||||| ||| 0 101 0 $afre 135 $auu||||||m|||| 181 $ctxt$2rdacontent 182 $cc$2rdamedia 183 $acr$2rdacarrier 200 13$aLe terroir et son double $eTsarahonenana 1966-1992 (Madagascar) /$fChantal Blanc-Pamard, Hervé Rakoto Ramiarantsoa 210 $aMarseille $cIRD Éditions$d2017 215 $a1 online resource (254 p.) 311 $a2-7099-1452-2 330 $aNitari-dàlana ho amin'ny fandalinana ny ara-kolontsainan'ny rafi-piaraha-monina any Mélanésie, lafiny jeografy, i Joël Bonnemaison. Tamin'ny faritra iray anivon'ny afovoan-tany malagasy, Tsarahonenana (Lemak'Ambohibary, Vakinankaratra) no nanombohany ny fikarohany. Roa polo taona taty aoriana dia niverina tamin'io faritra io i Chantai Blanc Pamard sy Hervé Rakoto Ramiarantsoa, mpikaroka amin'ny taranja jeografy, handinika izay fiovàna nisy nandritry izay fe-potoana izay. Maka lafiny roa ity fiverenana tany an-toerana ity : sady niantefa taminy Tsarahonenana no nijery akaiky an'Andranomangamanga, ilay « efitra » any antendrombohitr'Ankaratra nalain'ny mponina tamin'ny taona 1967. Ity boky ity dia maka endrika teny ifanakalozana amin'izay efa nosoratan'i Joël Bonnemaison. Maro ny loha-hevitra voavaofy ao, miainga avy amin'ny zavaniova hita maso : ny habetsahany mponina voavelon'ny faritra, ny fitantànan'ny eo an-toerana ny tontolo iainana, ny fomba fanao ho fanamasahana ny tany, ny heriny lasitra ara-kolontsaina, ny fitrangàn'ny fari-tany... Ny resaka fampandrosoana no fototra amin'izany rehetra izany. Mitantara ny fianarany ny fomba amam-panaon'ny mpandalina jeografy i Joël Bonnemaison, any amin'ny faran'ny boky, no sady milaza koa ny fahitany indray an'io toerana nanaovany fikarohana voalohany io. Ny heviny manokana mikasika ny fivoaran'ny eny ambanivohitra no velariny. Anisan'ny asa farany nosoratany ity boky ity. Ilay faritra malagasy tsy nohadinoiny no iantefan'izany, ary izay voasoratra dia tena mitondra fampianarana ny amin'ny atao hoe jeografy ara-kolontsaina. Maro ny sary voarakitra ao anatin'ny boky, ary ny mpiandany amy ny (University, ireo izay manana andraikitra amin'ny fampandrosoana, ary koa izay rehetra liana amin'ny tany an-dalam-pandrosoana no iantefany. Mampitohy ny omaly sy ny anio i Tsarahonenana no sady maneho endrika vaovao amin'ny fomba fiainan'ny any ambanivohitra, amin'ny tany an-dalam-pandrosoana. Avant de fonder une géographie? 517 $aLe terroir et son double 517 $aterroir et son double 606 $aAgriculture$xEconomic aspects$zMadagascar$zTsarahonenana 610 $asystème agraire 610 $aruralité 610 $aMadagascar 610 $aTsarahonenana 615 0$aAgriculture$xEconomic aspects 700 $aBlanc-Pamard$b Chantal$01232397 701 $aRakoto Ramiarantsoa$b Hervé$0411392 701 $aBonnemaison$b Joël$0734626 801 0$bFR-FrMaCLE 906 $aBOOK 912 $a9910214943003321 996 $aLe terroir et son double$93029212 997 $aUNINA LEADER 02169nam 2200469 450 001 9910823013303321 005 20200213071745.0 010 $a1-61537-134-6 035 $a(CKB)3840000000335447 035 $a(MiAaPQ)EBC5108635 035 $a(Au-PeEL)EBL5108635 035 $a(OCoLC)1135664183 035 $a(EXLCZ)993840000000335447 100 $a20200213d2017 uy 0 101 0 $aeng 135 $aurcnu|||||||| 181 $ctxt$2rdacontent 182 $cc$2rdamedia 183 $acr$2rdacarrier 200 10$aOutside the box $erethinking ADD/ADHD in children and adults : a practical guide /$fby Thomas E. Brown 210 1$aArlington, Virginia :$cAmerican Psychiatric Association Publishing,$d[2017] 210 4$d©2017 215 $a1 online resource (xxviii, 306 pages) 311 $a1-58562-427-6 320 $aIncludes bibliographical references and index. 327 $aBasic facts and the central mystery of ADHD -- A new model of ADHD : executive function impairments -- Differences among persons with ADHD -- Ways ADHD can impair functioning at various age levels -- How ADHD impacts "brain googling" for motivations -- How ADHD develops, sometimes gets worse, and sometimes improves -- How and why other disorders often co-occur with ADHD -- Assessing children, teenagers, and adults for ADHD -- Emotional dynamics in individuals, couples, and families coping with ADHD -- Practical aspects of medication treatments for ADHD -- Practical aspects of nonmedication treatments for ADHD -- Treatment adaptations for ADHD with various complications. 606 $aAttention-deficit disorder in adults 606 $aAttention-deficit hyperactivity disorder 606 $aComorbidity 615 0$aAttention-deficit disorder in adults. 615 0$aAttention-deficit hyperactivity disorder. 615 0$aComorbidity. 676 $a616.8589 700 $aBrown$b Thomas E.$f1942-$0878294 712 02$aAmerican Psychiatric Association Publishing, 801 0$bMiAaPQ 801 1$bMiAaPQ 801 2$bMiAaPQ 906 $aBOOK 912 $a9910823013303321 996 $aOutside the box$93923498 997 $aUNINA