LEADER 03476 am 2200457 n 450 001 9910214943003321 005 20170307 010 $a2-7099-2319-X 024 7 $a10.4000/books.irdeditions.10279 035 $a(CKB)3710000001633260 035 $a(FrMaCLE)OB-irdeditions-10279 035 $a(oapen)https://directory.doabooks.org/handle/20.500.12854/60740 035 $a(PPN)267950330 035 $a(EXLCZ)993710000001633260 100 $a20170608j|||||||| ||| 0 101 0 $afre 135 $auu||||||m|||| 181 $ctxt$2rdacontent 182 $cc$2rdamedia 183 $acr$2rdacarrier 200 13$aLe terroir et son double $eTsarahonenana 1966-1992 (Madagascar) /$fChantal Blanc-Pamard, Hervé Rakoto Ramiarantsoa 210 $aMarseille $cIRD Éditions$d2017 215 $a1 online resource (254 p.) 311 $a2-7099-1452-2 330 $aNitari-dàlana ho amin'ny fandalinana ny ara-kolontsainan'ny rafi-piaraha-monina any Mélanésie, lafiny jeografy, i Joël Bonnemaison. Tamin'ny faritra iray anivon'ny afovoan-tany malagasy, Tsarahonenana (Lemak'Ambohibary, Vakinankaratra) no nanombohany ny fikarohany. Roa polo taona taty aoriana dia niverina tamin'io faritra io i Chantai Blanc Pamard sy Hervé Rakoto Ramiarantsoa, mpikaroka amin'ny taranja jeografy, handinika izay fiovàna nisy nandritry izay fe-potoana izay. Maka lafiny roa ity fiverenana tany an-toerana ity : sady niantefa taminy Tsarahonenana no nijery akaiky an'Andranomangamanga, ilay « efitra » any antendrombohitr'Ankaratra nalain'ny mponina tamin'ny taona 1967. Ity boky ity dia maka endrika teny ifanakalozana amin'izay efa nosoratan'i Joël Bonnemaison. Maro ny loha-hevitra voavaofy ao, miainga avy amin'ny zavaniova hita maso : ny habetsahany mponina voavelon'ny faritra, ny fitantànan'ny eo an-toerana ny tontolo iainana, ny fomba fanao ho fanamasahana ny tany, ny heriny lasitra ara-kolontsaina, ny fitrangàn'ny fari-tany... Ny resaka fampandrosoana no fototra amin'izany rehetra izany. Mitantara ny fianarany ny fomba amam-panaon'ny mpandalina jeografy i Joël Bonnemaison, any amin'ny faran'ny boky, no sady milaza koa ny fahitany indray an'io toerana nanaovany fikarohana voalohany io. Ny heviny manokana mikasika ny fivoaran'ny eny ambanivohitra no velariny. Anisan'ny asa farany nosoratany ity boky ity. Ilay faritra malagasy tsy nohadinoiny no iantefan'izany, ary izay voasoratra dia tena mitondra fampianarana ny amin'ny atao hoe jeografy ara-kolontsaina. Maro ny sary voarakitra ao anatin'ny boky, ary ny mpiandany amy ny (University, ireo izay manana andraikitra amin'ny fampandrosoana, ary koa izay rehetra liana amin'ny tany an-dalam-pandrosoana no iantefany. Mampitohy ny omaly sy ny anio i Tsarahonenana no sady maneho endrika vaovao amin'ny fomba fiainan'ny any ambanivohitra, amin'ny tany an-dalam-pandrosoana. Avant de fonder une géographie? 517 $aLe terroir et son double 517 $aterroir et son double 606 $aAgriculture$xEconomic aspects$zMadagascar$zTsarahonenana 610 $asystème agraire 610 $aruralité 610 $aMadagascar 610 $aTsarahonenana 615 0$aAgriculture$xEconomic aspects 700 $aBlanc-Pamard$b Chantal$01232397 701 $aRakoto Ramiarantsoa$b Hervé$0411392 701 $aBonnemaison$b Joël$0734626 801 0$bFR-FrMaCLE 906 $aBOOK 912 $a9910214943003321 996 $aLe terroir et son double$93029212 997 $aUNINA